Jaona 14:24 MG1865

24 Izay tsy tia Ahy dia tsy mitandrina ny teniko; ary ny teny izay renareo dia tsy Ahy, fa an'ny Ray izay naniraka Ahy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 14

Jereo Jaona 14:24 amin'ny teny manodidina.