Jaona 16:20 MG1865

20 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Hitomany sy hisaona ianareo, fa izao tontolo izao kosa hifaly; ary ianareo halahelo, nefa ny alahelonareo hody fifaliana.

Vakio ny toko manontolo Jaona 16

Jereo Jaona 16:20 amin'ny teny manodidina.