Jaona 17:5 MG1865

5 Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin'ny tenanao, dia amin'ny voninahitra niarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo Jaona 17

Jereo Jaona 17:5 amin'ny teny manodidina.