Jaona 19:13 MG1865

13 Ary rehefa ren'i Pilato izany teny izany, dia nitondra an'i Jesosy nivoaka izy ka nipetraka teo amin'ny seza fitsarana teo amin'ny fitoerana atao hoe Lampivato, fa amin'ny teny Hebreo Gabata

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:13 amin'ny teny manodidina.