Jaona 3:17 MG1865

17 Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo Jaona 3

Jereo Jaona 3:17 amin'ny teny manodidina.