Jaona 6:11 MG1865

11 Dia nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra, dia nizara izany tamin'izay nipetraka hihinana Izy; ary ny hazandrano koa araka izay nilainy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 6

Jereo Jaona 6:11 amin'ny teny manodidina.