Jaona 6:19 MG1865

19 Ary rehefa nivoy tokony ho dimy amby roa-polo na telo-polo stadio izy, dia nahita an'i Jesosy nitsangantsangana eny ambonin'ny ranomasina ka nanakaiky ny sambokely; dia natahotra izy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 6

Jereo Jaona 6:19 amin'ny teny manodidina.