Lioka 11:19 MG1865

19 Fa raha Izaho mamoaka demonia amin'ny herin'i Belzeboba, dia amin'ny herin'iza kosa no amoahan'ny zanakareo azy? koa amin'izany dia ho mpitsara anareo ireo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:19 amin'ny teny manodidina.