Lioka 11:22 MG1865

22 Fa raha avy kosa izay mahery noho izy ka mandresy azy, dia alainy ny fiadiany rehetra izay nitokiany, ary izay azony ho babo dia zarainy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:22 amin'ny teny manodidina.