Lioka 6:12 MG1865

12 Ary tamin'izany andro izany dia lasa nankany an-tendrombohitra Jesosy mba hivavaka; ary naharitra nivavaka tamin'Andriamanitra nandritra ny alina Izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:12 amin'ny teny manodidina.