Lioka 9:45 MG1865

45 Nefa tsy azon'ny mpianatra io teny io sady nafenina azy izany mba tsy ho fantany; ary natahotra hanontany Azy ny amin'io teny io izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 9

Jereo Lioka 9:45 amin'ny teny manodidina.