Marka 11:24 MG1865

24 Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin'ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany.

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:24 amin'ny teny manodidina.