Matio 18:28 MG1865

28 Nefa nony nivoaka izany mpanompo izany, dia nahita mpanompo namany anankiray, izay nitrosa denaria zato taminy; dia nosamboriny izy ka notraohiny sady nataony hoe: Aloavy izay trosako aminao.

Vakio ny toko manontolo Matio 18

Jereo Matio 18:28 amin'ny teny manodidina.