Matio 22:8 MG1865

8 Dia hoy izy tamin'ny mpanompony: Efa voavoatra ny fampakaram-bady, fa ny efa nasaina no tsy miendrika.

Vakio ny toko manontolo Matio 22

Jereo Matio 22:8 amin'ny teny manodidina.