Matio 26:65 MG1865

65 Ary tamin'izany ny mpisoronabe dia nandriatra ny fitafiany ka nanao hoe: Efa niteny ratsy Izy; ahoana no mbola ilantsika vavolombelona indray? indro, efa renareo izao fitenenan-dratsy izao.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:65 amin'ny teny manodidina.