Matio 8:20 MG1865

20 Fa hoy Jesosy taminy : Ny amboahaolo manan-davaka; ary ny voro-manidina manana fialofana; fa ny Zanak'olona tsy mba manana izay hipetrahan'ny lohany.

Vakio ny toko manontolo Matio 8

Jereo Matio 8:20 amin'ny teny manodidina.