1 Samoela 1:17 MG1865

17 Dia namaly Ely ka nanao hoe: Mandehana soa aman-tsara; ary homen'Andriamanitry ny Isiraely anao anie izay nangatahinao taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1

Jereo 1 Samoela 1:17 amin'ny teny manodidina.