1 Samoela 1:22 MG1865

22 Fa Hana kosa tsy mba niakatra; fa hoy izy tamin'ny vadiny: Aoka aloha mandra-panoty ny zaza, fa amin'izay aho vao hitondra azy hiseho eo anatrehan'i Jehovah, ka hitoetra ao mandrakizay izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1

Jereo 1 Samoela 1:22 amin'ny teny manodidina.