1 Samoela 1:24 MG1865

24 Ary nony efa maoty ny zaza, vao nentiny niakatra niaraka taminy izy mbamin'ny vantotr'ombilahy telo sy koba iray efaha ary divay iray tavoara, ka nentiny ho ao an-tranon'i Jehovah tao Silo izy; ary mbola kely ny zaza.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 1

Jereo 1 Samoela 1:24 amin'ny teny manodidina.