1 Samoela 10:1 MG1865

1 Ary Samoela nitondra tavoara feno diloilo ka nanidina ny diloilo teo an-dohan'i Saoly, dia nanoroka azy ka nanao hoe: Tsy nanosotra anao va Jehovah mba ho mpanapaka ny lovany?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:1 amin'ny teny manodidina.