1 Samoela 10:14 MG1865

14 Ary hoy ny rahalahin-drain'i Saoly taminy sy tamin'ny mpanompony: Taiza no alehanareo? Ary hoy izy: Nitady ny boriky izahay; ka nony tsy hitanay izy, dia nankany amin'i Samoela izahay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:14 amin'ny teny manodidina.