1 Samoela 10:27 MG1865

27 Fa nisy kosa olona tena ratsy fanahy nanao hoe: Hataon'io lehilahy io ahoana no famonjy antsika? Dia nanazimba an'i Saoly ireo ka tsy nitondra fanomezana ho azy. Nefa Saoly dia tahaka ny marenina.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:27 amin'ny teny manodidina.