1 Samoela 11:15 MG1865

15 Dia lasa ny vahoaka nankany Gilgala; ary tany Gilgala no nananganany an'i Saoly ho mpanjaka teo anatrehan'i Jehovah; ary tany no nanaterany fanati-pihavanana teo anatrehan'i Jehovah, dia nifaly indrindra teo Saoly mbamin'ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 11

Jereo 1 Samoela 11:15 amin'ny teny manodidina.