1 Samoela 11:3 MG1865

3 Fa hoy ny loholon'i Jabesy taminy: Omeo andro hafitoana izahay, mba hanirahanay olona ho any amin'ny fari-tanin'ny Isiraely rehetra, ka raha tàhiny tsy misy olona hamonjy anay, dia hivoaka hanatona anao izahay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 11

Jereo 1 Samoela 11:3 amin'ny teny manodidina.