1 Samoela 11:6 MG1865

6 Dia nilatsaka tamin'i Saoly ny Fanahin'Andriamanitra, ka nirehitra mafy ny fahatezeran'i Saoly, raha nandre izany teny izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 11

Jereo 1 Samoela 11:6 amin'ny teny manodidina.