1 Samoela 12:17 MG1865

17 Moa tsy taom-pijinjana vary tritika va izao? Hiantso an'i Jehovah aho, ary hahatonga kotrokorana sy orana Izy, dia ho hitanareo sy ho fantatrareo fa lehibe ny ratsy nataonareo teo imason'i Jehovah, satria nangataka mpanjaka ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:17 amin'ny teny manodidina.