1 Samoela 12:2 MG1865

2 Ary ankehitriny, indro, ny mpanjaka mandeha eo anatrehanareo; fa izaho efa antitra sy fotsy volo; koa, indreo, eo aminareo ny zanako, ary izaho efa nandeha teo anatrehanareo hatry ny fony vao zaza ka mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:2 amin'ny teny manodidina.