1 Samoela 12:22 MG1865

22 Fa Jehovah tsy hahafoy ny olony noho ny anarany lehibe, satria sitrak'i Jehovah ny nanaovany anareo ho olony.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:22 amin'ny teny manodidina.