1 Samoela 13:17 MG1865

17 dia nivoaka nanao telo toko ny mpandrava avy teo amin'ny tobin'ny Filistina: ny iray toko nizotra tamin'ny lalana mankany Ofra ho any amin'ny tany Solala;

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:17 amin'ny teny manodidina.