1 Samoela 13:5 MG1865

5 Ary ny Filistina telo alina an-kalesy sy enina arivo an-tsoavaly ary vahoaka betsaka tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina dia nivory hiady tamin'ny Isiraely; dia nandeha izy ka nitoby tany Mikmasy atsinanan'i Betavena.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:5 amin'ny teny manodidina.