1 Samoela 13:7 MG1865

7 Ary ny Hebreo sasany dia lasa nita an'i Jordana nankany amin'ny tany Gada sy Gileada. Fa Saoly mbola tany Gilgala ihany, ary ny vahoaka rehetra nanaraka azy, nefa toran-kovitra be ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:7 amin'ny teny manodidina.