1 Samoela 13:9 MG1865

9 Ary hoy Saoly: Ento etỳ amiko ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavanana; ka dia nanatitra ny fanatitra dorana izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:9 amin'ny teny manodidina.