1 Samoela 14:1 MG1865

1 Ary tamin'ny indray andro dia hoy Jonatana, zanak'i Saoly, tamin'ny zatovo, mpitondra ny fiadiany: Andeha isika hankany amin'ny miaramilan'ny Filistina izay erỳ an-dafy erỳ. Nefa tsy nilaza tamin-drainy izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:1 amin'ny teny manodidina.