1 Samoela 14:13 MG1865

13 Ary Jonatana nananika, nandady tongotra aman-tanana, ary nanaraka azy ny mpitondra ny fiadiany. Dia lavo teo anatrehan'i Jonatana ny Filistina, ary ny mpitondra ny fiadiany namono teo aoriany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:13 amin'ny teny manodidina.