1 Samoela 14:15 MG1865

15 Koa nisy hovitra tao amin'ny toby tany an-tsaha sy tamin'ny vahoaka rehetra; ary ny teo amin'ny miaramila sy ny mpandrava nangovitra koa, ary nihorohoro ny tany, ka dia nisy fampangovitana avy tamin'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:15 amin'ny teny manodidina.