1 Samoela 14:17 MG1865

17 Ary hoy Saoly tamin'ny olona teo aminy: Alaharo, ka izahao izay niala tamintsika. Ary nony voalahatra ny olona, dia Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany no tsy teo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:17 amin'ny teny manodidina.