1 Samoela 14:19 MG1865

19 Ary raha Saoly mbola niresaka tamin'ny mpisorona, dia nandroso sy nitombo ny tabataba terỳ an-tobin'ny Filistina. Ary hoy Saoly tamin'ny mpisorona: Aoka ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:19 amin'ny teny manodidina.