1 Samoela 14:36 MG1865

36 Ary hoy Saoly: Andeha isika hidina hanenjika ny Filistina anio alina ka hamabo azy ambara-pahazavan'ny andro, ary tsy hasiantsika miangana izy. Dia hoy ny olona: Ataovy izay sitrakao. Fa hoy ny mpisorona: Andeha isika hanatona an'Andriamanitra etoana.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:36 amin'ny teny manodidina.