1 Samoela 14:39 MG1865

39 Fa raha velona koa Jehovah, Izay Mpamonjy ny Isiraely, dia na amin'i Jonatana zanako aza no hahitana izany, dia ho faty tokoa izy. Fa tsy nisy namaly azy ny vahoaka rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:39 amin'ny teny manodidina.