1 Samoela 14:43 MG1865

43 Dia hoy Saoly tamin'i Jonatana: Ambarao amiko izay nataonao. Ary Jonatana nanambara taminy hoe: Nanandrana tantely kely monja tamin'ny tendron'ny tehina tetỳ an-tanako aho, ary, indro, tsy maintsy ho faty aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:43 amin'ny teny manodidina.