1 Samoela 14:47 MG1865

47 Ary Saoly nahazo ny fanjakan'Isiraely ary niady tamin'ny fahavalony rehetra manodidina, dia tamin'ny Moaba sy ny taranak'i Amona sy ny Edomita sy ny mpanjakan'i Zoba ary ny Filistina; ary izay nalehany rehetra dia resiny avokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:47 amin'ny teny manodidina.