1 Samoela 14:49 MG1865

49 Ary izao no zanakalahin'i Saoly: Jonatana sy Jisvy sy Malkisoa; izao kosa no anaran'ny zananivavy roa: ny anaran'ny vavimatoa Meraba, ary ny anaran'ny faravavy Mikala.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:49 amin'ny teny manodidina.