1 Samoela 14:5 MG1865

5 Ny iray amin'ireo harambato ireo dia nijoro avo teo andaniny avaratra manandrify an'i Mikmasy, ary ny iray kosa nijoro avo teo atsimo manandrify an'i Gibea.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:5 amin'ny teny manodidina.