1 Samoela 14:7 MG1865

7 Dia hoy kosa ny mpitondra ny fiadiany taminy: Ataovy izay rehetra ao am-ponao; mandrosoa ihany; indro, hanaraka anao aho araka ny sitraponao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:7 amin'ny teny manodidina.