1 Samoela 15:20 MG1865

20 Fa hoy Saoly tamin'i Samoela: Efa nihaino ny feon'i Jehovah ihany aho ka nandeha tamin'izay nanirahan'i Jehovah ahy ary nitondra an'i Agaga, mpanjakan'ny Amalekita, sady nandringana ny Amalekita rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:20 amin'ny teny manodidina.