1 Samoela 15:23 MG1865

23 Fa ny miodina dia toy ny heloka amin'ny fankatovana, ary ny ditra dia toy ny manompo sampy sy terafima. Satria nandà ny tenin'i Jehovah ianao, dia nolaviny tsy ho mpanjaka kosa.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:23 amin'ny teny manodidina.