1 Samoela 15:26 MG1865

26 Fa hoy Samoela tamin'i Saoly: Tsy hiverina aminao aho; fa ianao efa nandà ny tenin'i Jehovah, ary Jehovah kosa efa nandà anao tsy ho mpanjakan'ny Isiraely intsony.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:26 amin'ny teny manodidina.