1 Samoela 15:28 MG1865

28 Dia hoy Samoela tamin'i Saoly: Efa notriarin'i Jehovah kosa ho afaka aminao androany ny fanjakan'Isiraely ka efa nomeny ny namanao izay tsara noho ianao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:28 amin'ny teny manodidina.