1 Samoela 15:35 MG1865

35 Ary Samoela tsy namangy an'i Saoly intsony ambara-pahafatiny; fa Samoela nalahelo an'i Saoly. Ary Jehovah nanenina noho ny nanaovany an'i Saoly ho mpanjakan'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:35 amin'ny teny manodidina.