1 Samoela 15:4 MG1865

4 Ary Saoly namory ny olona ka nandamina azy tao Telaima, dia roa hetsy ny mandeha an-tongotra, ary iray alina ny lehilahy amin'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:4 amin'ny teny manodidina.